segunda-feira, 27 de abril de 2020

Fifanakalozan-kevitra t@ filoha Umaro Sissoco


Mankasitraka ny Filohan’ny Repoblikan’i Guinée Bissau @Général Umaro El Mokhtar Sissoco Embalo izay nandroso hevitra hamatsy tambavy CVO/ Covid-Organics ny fireneny sy ireo firenena manodidina azy anatin’ny faritr’i Afrika andrefana. Ary handefa fiaramanidina hitatitra ireo tambavy hiainga eto Madagasikara.

Miray hina sy miara-mijoro ireo firenena Afrikana handresy ny #Covid19!

------------------------------------
Merci au President de la Guinée Bissau @Général Umaro El Mokhtar Sissoco Embalo de sa proposition d’approvisionner son pays & ses voisins d’Afrique de l’Ouest en TAMBAVY CVO / Covid-Organics.
Il affrétera un avion pour les transporter de #Madagascar.
C’est l’Afrique unie & solidaire qui combat le #Covid_19 !

Andry Rajoelina

Sem comentários:

Enviar um comentário